Our Special Conventions

Efa hatramin'ny taloha be ny mpanompon'Andriamanitra no nanao fety isan-taona sy fivoriana hafa. Nanatanjaka ny finoan'izy ireo sy nitondra fifaliana ho azy ireo izany.–Eksodosy 23:15, 16; Nehemia 8:9-18.

Mamelombelona sy manatanjaka ny finoan'ny Vavolombelon'i Jehovah koa ankehitriny ireo fivoriamben'ny vondrom-paritra fanao isan-taona. Faly erỳ izy ireo miaraka amin'ny Kristianina namany. Fitoriana vita ho azy ny fivoriamben'ny vondrom-paritra manokana any amin'ny tany samihafa. Tsapa amin'izy ireny fa iraisam-pirenena tokoa ny Vavolombelon'i Jehovah, ary toy ny efa any amin'ny tontolo vaovao sahady isika rehefa manatrika azy ireny.

Faly izahay mampahafantatra an'ireo toerana handray ny fivoriamben'ny vondrom-paritra manokana amin'ny 2018.

Conventions

2020

Failandy
Helsinki

Nicaragua
Managua

Nigeria
Abuja

Paraguay
Asunción

République Dominicaine
Santo Domingo

République Tchèque
Prague

Soisa
Zurich

Togo
Lomé